FIDERANA (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIDERANA
Fiderana no asandratra ho Anao
Ry TompokoTsitoha ilay Mpamonjiko
Hafaliana re igeewh mameno ny tarehy
Dera LazaHery koa pcdu bdhqj
Atolotro Anao ry Tompoko
Hery Aina Fanahy koa Anao tononkira.serasera.org mandrakizay
Afaka tokoa izao ny gadrako Afaka tokoa ireo heloko
Olom-baovao satria nodiovinao
Dera Laza Hery koa
Atolotro Anao ry Tompoko
Hery Aina Fanahy koa Anao mandrakizay
La la la. ..
Fiderana no asandratra ho Anao
Ry TompokoTsitoha ilay Mpamonjiko
Hafaliana re igeewh mameno ny tarehy
Dera LazaHery koa pcdu bdhqj
Atolotro Anao ry Tompoko
Hery Aina Fanahy koa Anao tononkira.serasera.org mandrakizay
Afaka tokoa izao ny gadrako Afaka tokoa ireo heloko
Olom-baovao satria nodiovinao
Dera Laza Hery koa
Atolotro Anao ry Tompoko
Hery Aina Fanahy koa Anao mandrakizay
La la la. ..
--------
Link:
