VOLAN ' NY KAMBOTY (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny volana iny
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.
Any zhiysukw ho any anefa
’Zao rehtra izao mahita anao e !
Volana tononkira.serasera.org o ! Lazao, lazao sefuvl !
Fa ny eto mitalaho,
Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina pdnhzry eo
Ny torimasokelinay.
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy hitafana fifaliana
Fa mamoha ny fahoriana.
Any zhiysukw ho any anefa
’Zao rehtra izao mahita anao e !
Volana tononkira.serasera.org o ! Lazao, lazao sefuvl !
Fa ny eto mitalaho,
Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina pdnhzry eo
Ny torimasokelinay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 8981
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ravo
Daty : 06/04/2003 12:46
