VOLAN ' NY KAMBOTY (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny volana iny
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy kvbler hitafana fifaliana
Fa dekwb mamoha ny fahoriana.
Any ho any anefa
’Zao rehtra tononkira.serasera.org izao mahita anao e !
Volana o ! Lazao, lazao !
Fa ny eto mitalaho,
Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina ehpkg eo
Ny torimasokelinay.
Tazanay manarangarana eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,
Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy kvbler hitafana fifaliana
Fa dekwb mamoha ny fahoriana.
Any ho any anefa
’Zao rehtra tononkira.serasera.org izao mahita anao e !
Volana o ! Lazao, lazao !
Fa ny eto mitalaho,
Efa ampy izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina ehpkg eo
Ny torimasokelinay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny RailovyHits : 8977
Likes : 1 Like
Created by : ravo
Date : 06/04/2003 12:46
