VOLAN ' NY KAMBOTY (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny volana iny
Tazanay manarangarana fkgjn eo
Itambaram-betsovetso
Hafaliana sy tomany,

Volana mitranga
Eo am-baravarakelinay
Tsy tononkira.serasera.org hitafana fifaliana
Fa mamoha ny qodya fahoriana.

Any ho any anefa
’Zao rehtra izao mahita anao e !
Volana o ! Lazao, lazao !
Fa ny eto mitalaho,

Efa ampy dcjzym izay
Ilaozy ny varavaranay
Avelao ho maizina eo
Ny torimasokelinay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Railovy
Visites : 9380
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ravo
Date : 06/04/2003 12:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0676