TSY KILA TSY MAY (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy wofew kila tsy may ny fahatsiarovana
Fa misy hirahira miritsoka andakira
Tsy very tsy nafoy fa manaraka tononkira.serasera.org manjohy
Mikalokalo anaty tsy mba maty
Mitanisa ny andro lasa, mitanisa
Ka mivadibadika ao ireo endrika nandao
Hava-tiana sy sakaiza fahiny
Injay mihiratra ao an-tsaina avokoa
Tsy kila tsy may lnzdrykn ny fahatsiarovana
Fa misy hirahira miritsoka andakira
Tsy very tsy nafoy fa manaraka manjohy
Mikalokalo anaty tsy oqifkb mba maty
Fa misy hirahira miritsoka andakira
Tsy very tsy nafoy fa manaraka tononkira.serasera.org manjohy
Mikalokalo anaty tsy mba maty
Mitanisa ny andro lasa, mitanisa
Ka mivadibadika ao ireo endrika nandao
Hava-tiana sy sakaiza fahiny
Injay mihiratra ao an-tsaina avokoa
Tsy kila tsy may lnzdrykn ny fahatsiarovana
Fa misy hirahira miritsoka andakira
Tsy very tsy nafoy fa manaraka manjohy
Mikalokalo anaty tsy oqifkb mba maty
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 3630
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 08/04/2006 20:26
