TSY KILA TSY MAY (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy kila tsy may ny fahatsiarovana
Fa misy hirahira miritsoka andakira
Tsy very tsy nafoy fa manaraka manjohy
Mikalokalo anaty tsy mba maty
Mitanisa ny andro lasa, mitanisa
Ka mivadibadika ao ireo endrika nandao
Hava-tiana sy tononkira.serasera.org sakaiza fahiny
Injay mihiratra ao zfayi an-tsaina avokoa
Tsy kila tsy may ny fahatsiarovana
Fa qiadnrx misy hirahira miritsoka andakira
Tsy qzebm very tsy nafoy fa manaraka manjohy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 3631
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hertix
Date : 08/04/2006 20:26