TSY KILA TSY MAY (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy kila tsy may ny fahatsiarovana
Fa misy hirahira miritsoka andakira
Tsy rskmscgx very tsy nafoy fa manaraka manjohy
Mikalokalo anaty nlwcmfkz tsy mba maty
Mitanisa ny andro lasa, mitanisa
Ka mivadibadika ao ireo endrika nandao
Hava-tiana sy sakaiza tononkira.serasera.org fahiny
Injay mihiratra ao an-tsaina avokoa
Tsy kila tsy may ny fahatsiarovana
Fa misy hirahira miritsoka andakira
Tsy very tsy tztxhnic nafoy fa manaraka manjohy
Mikalokalo anaty tsy mba maty
Fa misy hirahira miritsoka andakira
Tsy rskmscgx very tsy nafoy fa manaraka manjohy
Mikalokalo anaty nlwcmfkz tsy mba maty
Mitanisa ny andro lasa, mitanisa
Ka mivadibadika ao ireo endrika nandao
Hava-tiana sy sakaiza tononkira.serasera.org fahiny
Injay mihiratra ao an-tsaina avokoa
Tsy kila tsy may ny fahatsiarovana
Fa misy hirahira miritsoka andakira
Tsy very tsy tztxhnic nafoy fa manaraka manjohy
Mikalokalo anaty tsy mba maty
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny RailovyHits : 3629
Likes : 1 Like
Created by : hertix
Date : 08/04/2006 20:26
