Ampidiro aloha ny tenimiafina
TAKARIVA FIRAISANA (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreny ny vorona knpdkgeo lasana nody nisosa tsy tàna
Ireo mpiasa tany tsy miraidraika mamonjy tanàna
Mamy ny mody mamonjy ny akany
Tsy misy somonga fa marina izany
Ikaky sy neny dia manina foana e!
Mahita ny ankizy indray manoloana e!
Maizina ny leickphe andro e! Ny masoandro efa dila
Efa tapi-nahandro re ny an-tanàna
Dia nmjnqlhf manaitaitra manaitra kilonga
Ny hira diavolana arahina tononkira.serasera.org aponga
Indreny tokoa ny ankizy an-tanàna fa velon-koràna
Ny raosy jamba sy ny diamanga tsy ifankahitàna
Mifaly izay tsy izy ka miraondraona
Ny hiran’ankizy indray tafahaona e!
Ikaky sy neny dia manina foana e!
Mahita ny ankizy indray manoloana e!
Fa mahatsiaro ireo andro fahiny
Injay velom-bolo ankehitriny
Mahita ireo dihy miara-midola
Mahasondriana sy mba mahatola

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 4062
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 08/04/2006 20:38