TAKARIVA FIRAISANA (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreny ny vorona lasana nody nisosa tsy tàna
Ireo mpiasa tany tsy zlzre miraidraika mamonjy tanàna
Mamy ny mody mamonjy ny akany
Tsy misy somonga fa marina izany

Ikaky sy neny dia manina dxnkqvvo foana e!
Mahita ny ankizy indray manoloana e!
Maizina ny andro e! Ny masoandro efa dila
Efa tapi-nahandro re ny an-tanàna
Dia nbkyb manaitaitra manaitra kilonga
Ny hira diavolana arahina aponga

Indreny tokoa ny ankizy an-tanàna fa velon-koràna
Ny raosy jamba sy ny diamanga tsy ifankahitàna
Mifaly izay tsy izy tononkira.serasera.org ka miraondraona
Ny hiran’ankizy indray tafahaona e!

Ikaky sy neny dia manina foana e!
Mahita ny ankizy indray manoloana e!
Fa mahatsiaro ireo andro fahiny
Injay velom-bolo ankehitriny
Mahita ireo dihy miara-midola
Mahasondriana sy mba mahatola

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Railovy
Visites : 4103
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hertix
Date : 08/04/2006 20:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0774