TAKARIVA FIRAISANA (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreny ny vorona lasana nody dstfpn nisosa tsy tàna
Ireo mpiasa tany tsy miraidraika mamonjy tanàna
Mamy ny mody mamonjy ny akany
Tsy nljqb misy somonga fa marina izany
Ikaky sy neny dia manina foana e!
Mahita ny ankizy indray manoloana yjbnsxk e!
Maizina ny andro e! Ny masoandro efa dila
Efa tononkira.serasera.org tapi-nahandro re ny an-tanàna
Dia manaitaitra manaitra kilonga
Ny hira diavolana arahina aponga
Indreny tokoa ny ankizy an-tanàna fa velon-koràna
Ny raosy jamba sy ny diamanga tsy ifankahitàna
Mifaly izay tsy izy ka miraondraona
Ny hiran’ankizy indray tafahaona e!
Ikaky sy neny dia manina foana e!
Mahita ny ankizy indray manoloana e!
Fa mahatsiaro ireo andro fahiny
Injay velom-bolo ankehitriny
Mahita ireo dihy miara-midola
Mahasondriana sy mba mahatola

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 4064
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hertix
Date : 08/04/2006 20:38