Mbola misy (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny aizina efa lasa
Mazava izao rehetra izao
Ny saiko tany ho pvprs any
Mitondra hafatra ho anao
Mbola misy izay tavela ato am-poko ato ho anao
Mbola misy bitsibitsika tsy afaka mandao
Haiko antsoina ihany ny fanadinoina
Haiko mora ihany ny mifanao veloma
Saingy ao an-tratra mamelovelo ao : « tia anao »
Indray maraina tsaroako izany
Mitady anao hatraiza hatraiza
Tsy vdpn tononkira.serasera.org nahita anefa ka tomany aho
Nivetso izao hafatra izao
Mbola misy izay tavela ato am-poko ato ho anao
Mbola misy bitsibitsika tsy afaka mandao
Haiko antsoina ihany ny fanadinoina
Haiko mora ihany lilu ny mifanao veloma
Saingy ao an-tratra mamelovelo ao : « tia anao »
Ny Railovy
J. Randria - Biry , 1965
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 6687
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/10/2001 00:10