Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mbola misy (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hriwaxvw Ny aizina efa lasa
Mazava izao rehetra izao
Ny saiko tany ho any
Mitondra hafatra ho anao
Mbola misy izay tavela ato am-poko ato ho anao
Mbola misy bitsibitsika tsy afaka mandao
Haiko antsoina ihany ny fanadinoina
Haiko mora ihany ny mifanao veloma
Saingy ao an-tratra mamelovelo ao : « tia anao pqjwgf »
Indray maraina tsaroako izany
Mitady anao hatraiza hatraiza
Tsy nahita anefa ka tomany aho
Nivetso izao hafatra izao
Mbola misy izay tavela tanmqu ato am-poko ato ho anao
Mbola misy bitsibitsika tsy afaka mandao
Haiko antsoina ihany ny fanadinoina
Haiko tononkira.serasera.org mora ihany ny mifanao veloma
Saingy ao an-tratra mamelovelo ao : « tia anao »
Ny Railovy
J. Randria - Biry , 1965
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 6444
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/10/2001 00:10