Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mbola misy (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny aizina efa ztrpplx lasa
Mazava izao rehetra izao
Ny saiko tany ho any
Mitondra hafatra ho anao
Mbola misy izay tavela ato am-poko ato ho anao
Mbola misy bitsibitsika tsy afaka mandao
Haiko antsoina ihany ny fanadinoina
Haiko mora ihany ny mifanao veloma
Saingy ao an-tratra mamelovelo ao : mpxsmnh « tia vfblbxsa anao »
Indray maraina tsaroako izany
Mitady anao hatraiza hatraiza
Tsy nahita anefa ka tomany aho
Nivetso izao hafatra izao
Mbola misy izay tavela ato am-poko ato ho anao
Mbola misy bitsibitsika tsy afaka mandao
Haiko antsoina tononkira.serasera.org ihany ny fanadinoina
Haiko mora ihany ny mifanao veloma
Saingy ao an-tratra mamelovelo ao : « tia anao »
Ny Railovy
J. Randria - Biry , 1965
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny RailovyHits : 6444
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/10/2001 00:10