Hasambarana (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atao ahoana moa,ahoana tokoa,
Ny filaza aminao ny hasambarana,
Miaina anatiko ao,
Ahoana moa ftlvate ny fiteny,
Rah izao rehetra izao dia zava-poana,
Raha tsy eo anilanao. (in2)
Foiko, tsy tsaroako akory,
Ny amiko rehetra rehetra,
Ny amiko, ny taniko, ny kilalao
tononkira.serasera.org ’Zay rehetra sitrakao lazao
Ho tanterahiko avokoa,
Sambatra aho tena sambatra, (in2)
Mitoetra eo anilanao,
Ampy ve ny mjghhqhu fiteny,
Hilazako ny fitiavako,
zhnj Fa ’zao tontolo izao no foiko noho ianao
Atao ahoana moa, ahoana tokoa......
Ny filaza aminao ny hasambarana,
Miaina anatiko ao,
Ahoana moa ftlvate ny fiteny,
Rah izao rehetra izao dia zava-poana,
Raha tsy eo anilanao. (in2)
Foiko, tsy tsaroako akory,
Ny amiko rehetra rehetra,
Ny amiko, ny taniko, ny kilalao
tononkira.serasera.org ’Zay rehetra sitrakao lazao
Ho tanterahiko avokoa,
Sambatra aho tena sambatra, (in2)
Mitoetra eo anilanao,
Ampy ve ny mjghhqhu fiteny,
Hilazako ny fitiavako,
zhnj Fa ’zao tontolo izao no foiko noho ianao
Atao ahoana moa, ahoana tokoa......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 6832
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpankafy
Daty : 14/02/2005 15:36
