Hasambarana (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atao ahoana moa,ahoana tokoa,
Ny filaza aminao xcjmusol ny hasambarana,
Miaina anatiko ao,
Ahoana moa ny fiteny,
Rah izao rehetra izao dia zava-poana,
Raha tsy eo anilanao. upfzuip vgbfu (in2)
Foiko, tsy tsaroako akory,
Ny amiko rehetra rehetra,
Ny amiko, ny taniko, ny kilalao
tononkira.serasera.org ’Zay rehetra sitrakao lazao
Ho tanterahiko avokoa,
Sambatra aho tena sambatra, (in2)
Mitoetra eo anilanao,
Ampy ve ny fiteny,
Hilazako ny fitiavako,
Fa ’zao tontolo izao no foiko noho ianao
Atao ahoana moa, ahoana tokoa......
Ny filaza aminao xcjmusol ny hasambarana,
Miaina anatiko ao,
Ahoana moa ny fiteny,
Rah izao rehetra izao dia zava-poana,
Raha tsy eo anilanao. upfzuip vgbfu (in2)
Foiko, tsy tsaroako akory,
Ny amiko rehetra rehetra,
Ny amiko, ny taniko, ny kilalao
tononkira.serasera.org ’Zay rehetra sitrakao lazao
Ho tanterahiko avokoa,
Sambatra aho tena sambatra, (in2)
Mitoetra eo anilanao,
Ampy ve ny fiteny,
Hilazako ny fitiavako,
Fa ’zao tontolo izao no foiko noho ianao
Atao ahoana moa, ahoana tokoa......
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 6691
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpankafy
Date : 14/02/2005 15:36
