NANDAO (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandao iny toerana iny ianao                   )
Lasa tsy nisaina akory ianao                    )
Tsy noheverinao, tsy noheverinao           )  x2
F’aminio toerana kljwr io, amin’io toerana io    )
Nisy olona nitia anao                                 )

Nefa lazaiko iny olona iny
Raha lasa ianao
Lay fitiavako anao
Foiko ireny zany ho anao

Nandao iny toerana iny ianao          jeina          
Lasa tsy nisaina akory ianao          tononkira.serasera.org rhlnhwu          
Tsy noheverinao, tsy noheverinao          
F’aminio toerana io, amin’io toerana io    
Nisy olona nitia anao, anao                                

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Nanahary
Vangy : 3818
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/10/2006 02:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0401