IANAO (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ela izay tsy nihaonana
vnasn Nisaran-toerana izaho sy ianao
Ankehitriny dia mifankahita
Ela izay tsy nihaonana
tononkira.serasera.org Ref. Ianao ankehitriny
Ianao mandrakizay
No hany iangotingotiana
Sy itositosiana
2. Dia ny volana sy kintana
No hany teto mba sakaizako
Nefa tsy nety ho eto anilako
Ny volana sy ny kintana
atdbc zafic Ny Nanahary et Vola sy Noro
vnasn Nisaran-toerana izaho sy ianao
Ankehitriny dia mifankahita
Ela izay tsy nihaonana
tononkira.serasera.org Ref. Ianao ankehitriny
Ianao mandrakizay
No hany iangotingotiana
Sy itositosiana
2. Dia ny volana sy kintana
No hany teto mba sakaizako
Nefa tsy nety ho eto anilako
Ny volana sy ny kintana
atdbc zafic Ny Nanahary et Vola sy Noro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 3988
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 05/05/2007 18:28
