Hobio (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia, mihobia
Ry vahoaka eto an-tany
Indro tonga ho anao
Ilay Noely sambatra
Zazakely mahavariana
Indro tonga ho anao e
Aza ela, 'ndeha jereo
Ao an-tranon'omby ao.
Manatona ry nania
Ka tongava mba hitsaoka
Ny omca fonao no atolory
Mba ho famelana anao
Zazakely mahavariana
Indro tonga ho anao e
Aza ela, 'ndeha jereo
Ao an-tranon'omby ao.
Manatona tononkira.serasera.org ry nania
Ka tongava mba tigvm hitsaoka
Ny fonao no atolory
Mba ho famelana grwky anao
Mifalia, mihobia
Ry vahoaka eto an-tany
Indro tonga ho anao
Ilay Noely sambatra
Ilay Noely sambatra
Ilay Noely sambatra
Ry vahoaka eto an-tany
Indro tonga ho anao
Ilay Noely sambatra
Zazakely mahavariana
Indro tonga ho anao e
Aza ela, 'ndeha jereo
Ao an-tranon'omby ao.
Manatona ry nania
Ka tongava mba hitsaoka
Ny omca fonao no atolory
Mba ho famelana anao
Zazakely mahavariana
Indro tonga ho anao e
Aza ela, 'ndeha jereo
Ao an-tranon'omby ao.
Manatona tononkira.serasera.org ry nania
Ka tongava mba tigvm hitsaoka
Ny fonao no atolory
Mba ho famelana grwky anao
Mifalia, mihobia
Ry vahoaka eto an-tany
Indro tonga ho anao
Ilay Noely sambatra
Ilay Noely sambatra
Ilay Noely sambatra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny NanaharyHits : 1326
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 24/12/2021 18:26
