Hisaraka (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka, hifandao tsy ho ela kfrolda akory
Eny tsy ho ela mandrapihaona tsy ho doria
K'aza tomany sombinaiko, tsy ho ela
Mahandrasa! ujsp mahandrasa fa mbola hihaona
Mandrapihaona, fafao ny ranomaso
Aza manadino ry tsy foiko, mahereza!
Amin’ny alina iny tsarovy, tadidio
Reo hira, sy ireo dina fa mbola hihaona
Ireo sangisangy sy ’reo kalo fahiny
Tsarovinao, aza tononkira.serasera.org geeswd kivikivy
Eny tsy ho ela mandrapihaona tsy ho doria
K'aza tomany sombinaiko, tsy ho ela
Mahandrasa! ujsp mahandrasa fa mbola hihaona
Mandrapihaona, fafao ny ranomaso
Aza manadino ry tsy foiko, mahereza!
Amin’ny alina iny tsarovy, tadidio
Reo hira, sy ireo dina fa mbola hihaona
Ireo sangisangy sy ’reo kalo fahiny
Tsarovinao, aza tononkira.serasera.org geeswd kivikivy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 3755
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 05/05/2007 18:13
