HARIVARIVA (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harivariva izany andro
Lasa nody ilay masoandro
Injany any ho any heno manako
Feom-borokely mitomany yifltb samirery

Rivo-tsoa qlhlipe mitsoka malefaka fitopa
No manjotsirotsy ny tononkira.serasera.org voahary manontolo
Volana baliaka hita manjopiaka
No manerana qomcr eny mandrvaka ny tany

Harivariva izany andro
Lasa nody ilay masoandro
Injany any ho any heno manako
Feom-borokely mitomany samirery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Nanahary
Vangy : 4652
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/10/2006 00:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0455