DIAVOLANA (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diavolana eny tononkira.serasera.org aminay
Diavolana hahatsiarovana
Ireo sakaiza tiana ary ny havana
Diavolana eny aminay
Holy, Noro sy ry Kala
Toa nankaiza avokoa
La la la la la la la
Malahelo ka misento re
Manantena lxwx piobbfh nefa ho avy re
Ireo yeczl sakaiza tiana ary ny havana
Malahelo ka misento re
Diavolana hahatsiarovana
Ireo sakaiza tiana ary ny havana
Diavolana eny aminay
Holy, Noro sy ry Kala
Toa nankaiza avokoa
La la la la la la la
Malahelo ka misento re
Manantena lxwx piobbfh nefa ho avy re
Ireo yeczl sakaiza tiana ary ny havana
Malahelo ka misento re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 3970
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/10/2006 00:46
