ALINA (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina re(alina re), alina re(alina re),alina re!
Gina avokoa qclyed izao ny voahary
Ny tany tontolo efa maizina re
Lasa nody ilay aegnwa masoandro
Manazava izao rehetra izao
Injany any ho any fa heno manako
tononkira.serasera.org Any lavitra any toa feon-dakolosy
Manambara fa alina ny andro
Ary koa mamohafoha ny fanahy
Mba kanto loatra ity alina
Ka indro tsy tana ny vetsoko izao
Dia avy aho mikalo mangina
Mahatsiaro azy ’zay ny fo mahatsiahy
Alina re(alina re), alina gyuznme re(alina re),alina re!
Ny fo mahatsiahy no indro misento
Manembona lava ’lay tiana any ho any
Mandefa fanahy ny volana ambony
Hiampita hitondra ny vetsoko, alina, alina re!!!
Gina avokoa qclyed izao ny voahary
Ny tany tontolo efa maizina re
Lasa nody ilay aegnwa masoandro
Manazava izao rehetra izao
Injany any ho any fa heno manako
tononkira.serasera.org Any lavitra any toa feon-dakolosy
Manambara fa alina ny andro
Ary koa mamohafoha ny fanahy
Mba kanto loatra ity alina
Ka indro tsy tana ny vetsoko izao
Dia avy aho mikalo mangina
Mahatsiaro azy ’zay ny fo mahatsiahy
Alina re(alina re), alina gyuznme re(alina re),alina re!
Ny fo mahatsiahy no indro misento
Manembona lava ’lay tiana any ho any
Mandefa fanahy ny volana ambony
Hiampita hitondra ny vetsoko, alina, alina re!!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 3940
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/10/2006 01:02
