TSY HAIKO TOMPO (Ny Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko Tompo ô ny miaina lavitra Anao (2)
Raha tsy eo anilanao aho tononkira.serasera.org mitaraina
Tsy hita izay atao (2)
Fa … resy

Ka aiza indray aho no hila Famonjena
Raha reraka ny tena (2)
Aiza intsony aho no hiantoraka
Raha sendra trotraka ka mila ho potraka

Maro fahavalo anie ity tany izay diaviko ity (2)
Be fakam-panahy mandavo sy manembana ny dia
Izany indrindra no hilako Anao Kristy ô,
Tantano cxsy re sao dia sanatria mikodia ruhskeb
Izany indrindra no itadiavako Anao, hiaro volak ahy,
Tsy ho voasemban’ireo fakam-panahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Mpitory
Hits : 5875
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 21/09/2002 15:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291