Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY HAIKO TOMPO (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko Tompo ô ny miaina lavitra Anao (2)
Raha tsy eo anilanao aho mitaraina
Tsy hita izay atao (2)
Fa … resy xwoyacv
Ka aiza indray aho no hila Famonjena
Raha reraka ny tena (2)
Aiza intsony aho no hiantoraka tononkira.serasera.org
Raha sendra trotraka ka mila ho potraka
Maro fahavalo anie ity nntpwmej tany izay diaviko ity (2)
Be fakam-panahy mandavo sy manembana ny dia
Izany indrindra no hilako Anao Kristy ô,
Tantano re sao dia sanatria mikodia
Izany indrindra no itadiavako mghli Anao, hiaro ahy,
Tsy ho voasemban’ireo fakam-panahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MpitoryHits : 5875
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 21/09/2002 15:15