TSY HAIKO TOMPO (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko Tompo ô ny miaina lavitra Anao (2)
Raha tsy eo anilanao aho mitaraina
Tsy hita izay atao (2)
Fa … resy
Ka aiza indray aho no hila Famonjena
Raha reraka ny tena (2)
Aiza intsony aho no hiantoraka
Raha sendra trotraka ka mila ho potraka
Maro fahavalo anie ity tany izay diaviko tononkira.serasera.org ity (2)
Be fakam-panahy mandavo sy manembana ny dia
Izany indrindra no hilako Anao fsuxlsz Kristy ô,
Tantano re sao dia sanatria mikodia
Izany indrindra no itadiavako Anao, hiaro zsjeeaaa qbrasdok ahy,
Tsy ho voasemban’ireo fakam-panahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MpitoryVisites : 5874
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 21/09/2002 15:15