Sarobidy (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy loatra ny fanahy
Tsy hafoin'Andriamanitra ho very
Indro fa ny mpanota toa ahy
No navotany nefa tsy an-tery
Sarobidy amintsika ny aina
Tsy hatakalo fa mamy tokoa
Io ny antsika no tena lalaina
Kolokoloina hatrany ho soa
Nefa nahafoy ny ainy kosa (ny ainy kosa)
Jeso fitiavana ho antsika (Jeso fitiavana)
Avotra tsy mba vitan-kanosa (tsy vitan-kanosa)
No tsy efam-pitia tononkira.serasera.org mangatsiaka (sady saritsarim-pitia)
Ny aiko na lalaiko an'iza (moa an'iza)
Tsy wdief ahy ny aiko helnguhe fa an'i Jeso (zokiko)
Koa atolotro hamonjena sakaiza
Raha toa ka ilaina tokoa (ilaina tokoa)
Koa atolotro hamonjena sakaiza
Io no fitiavana tsy mba lo. (tsy mba lo)
vizr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MpitoryVangy : 1226
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jantina
Daty : 26/03/2021 09:28