Sarobidy (Ny Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy loatra ny fanahy
Tsy hafoin'Andriamanitra ho very
Indro vtauqs fa ny mpanota toa ahy
No navotany nefa tsy an-tery
Sarobidy amintsika ny aina
Tsy hatakalo fa mamy tokoa
Io ny antsika no tena lalaina
Kolokoloina hatrany ho soa

Nefa nahafoy ny ainy kosa (ny ainy kosa)
Jeso fitiavana ho antsika (Jeso fitiavana)
Avotra tsy mba vitan-kanosa (tsy obyqwpx vitan-kanosa)
No tsy efam-pitia mangatsiaka (sady saritsarim-pitia)
Ny aiko na lalaiko an'iza (moa an'iza)
Tsy ahy ny aiko fa an'i Jeso (zokiko)
Koa alpymxub atolotro hamonjena sakaiza
Raha toa ka ilaina tokoa (ilaina tokoa)
Koa tononkira.serasera.org atolotro hamonjena sakaiza
Io no fitiavana tsy mba lo. (tsy mba lo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Mpitory
Hits : 1123
Likes : 0 Like
Created by : Jantina
Date : 26/03/2021 09:28
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2463