Sarobidy (Ny Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy loatra ny fanahy
Tsy hafoin'Andriamanitra ho very
Indro fa ny mpanota toa ahy
No navotany nefa tsy an-tery
Sarobidy amintsika ny aina
Tsy hatakalo fa mamy tokoa
Io ny antsika no tena lalaina
Kolokoloina hatrany ho soa

Nefa nahafoy ny ainy kosa (ny ainy kosa)
Jeso fitiavana ho antsika (Jeso fitiavana)
Avotra tsy mba vitan-kanosa (tsy vitan-kanosa)
No tsy efam-pitia mangatsiaka (sady saritsarim-pitia)
Ny aiko na lalaiko leakeqvy an'iza (moa an'iza)
Tsy kutelja ahy ny aiko fa an'i Jeso tononkira.serasera.org (zokiko)
Koa atolotro hamonjena sakaiza
Raha toa ka ilaina tokoa (ilaina tokoa)
Koa atolotro hamonjena sakaiza
Io fytlptr no fitiavana tsy mba lo. (tsy mba lo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Mpitory
Visites : 1161
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jantina
Date : 26/03/2021 09:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403