Ampidiro aloha ny tenimiafina
Impiry (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Impiry
Impiry impiry ianao no efa nanantena
Hahazo vonjy amin'ny Mpamonjinao
Anefa dkwzuhg toa lavitra ny famonjena
Ka hakiviana indray no mameno ny fonao
Aza kivy aoreno mafy ny finoana
Aza atsahatra tohizo ny fitalahoana
Aza reraka raha tsy mandre tononkira.serasera.org 'lay feo manohina
Inty aho, mety aho
Ho fcyxkol aminao izay irianao
Tongava aminao izay tianao
Impiry impiry ianao no lavo fa najoro
Anefa indro nidaraboka indray
Marefo loatra ny lxofsxa finoana ka hikoro
Indro misy vahaolana iray.
Impiry impiry ianao no efa nanantena
Hahazo vonjy amin'ny Mpamonjinao
Anefa dkwzuhg toa lavitra ny famonjena
Ka hakiviana indray no mameno ny fonao
Aza kivy aoreno mafy ny finoana
Aza atsahatra tohizo ny fitalahoana
Aza reraka raha tsy mandre tononkira.serasera.org 'lay feo manohina
Inty aho, mety aho
Ho fcyxkol aminao izay irianao
Tongava aminao izay tianao
Impiry impiry ianao no lavo fa najoro
Anefa indro nidaraboka indray
Marefo loatra ny lxofsxa finoana ka hikoro
Indro misy vahaolana iray.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MpitoryVangy : 1332
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nalliravahatriniarivo
Daty : 27/06/2022 09:30
