Impiry (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jwogegr Impiry
Impiry impiry ianao no efa nanantena
Hahazo vonjy amin'ny Mpamonjinao
Anefa toa lavitra tononkira.serasera.org ny famonjena
Ka hakiviana indray no mameno ny fonao
Aza kivy aoreno mafy ny finoana
Aza atsahatra tohizo ny fitalahoana
Aza reraka raha tsy mandre 'lay feo hpfeuriy manohina
Inty aho, mety aho
Ho aminao izay irianao
Tongava aminao izay tianao
Impiry impiry ianao no lavo fa oasvxs najoro
Anefa indro nidaraboka indray
Marefo loatra ny finoana ka hikoro
Indro misy vahaolana iray.
Impiry impiry ianao no efa nanantena
Hahazo vonjy amin'ny Mpamonjinao
Anefa toa lavitra tononkira.serasera.org ny famonjena
Ka hakiviana indray no mameno ny fonao
Aza kivy aoreno mafy ny finoana
Aza atsahatra tohizo ny fitalahoana
Aza reraka raha tsy mandre 'lay feo hpfeuriy manohina
Inty aho, mety aho
Ho aminao izay irianao
Tongava aminao izay tianao
Impiry impiry ianao no lavo fa oasvxs najoro
Anefa indro nidaraboka indray
Marefo loatra ny finoana ka hikoro
Indro misy vahaolana iray.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MpitoryVisites : 1412
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nalliravahatriniarivo
Date : 27/06/2022 09:30
