Impiry (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Impiry
Impiry impiry ianao no efa nanantena
Hahazo vonjy amin'ny Mpamonjinao
Anefa toa lavitra ny famonjena
Ka hakiviana indray no mameno ny fonao
Aza tononkira.serasera.org kivy aoreno mafy ny finoana
Aza atsahatra tohizo ny fitalahoana
Aza reraka raha tsy mandre 'lay feo manohina
Inty pmdnhe aho, mety aho
Ho aminao izay irianao
Tongava aminao axmngg izay tianao
Impiry impiry ianao no lavo fa najoro
Anefa indro nidaraboka indray
Marefo loatra ny kgeagro finoana ka hikoro
Indro misy vahaolana iray.
Impiry impiry ianao no efa nanantena
Hahazo vonjy amin'ny Mpamonjinao
Anefa toa lavitra ny famonjena
Ka hakiviana indray no mameno ny fonao
Aza tononkira.serasera.org kivy aoreno mafy ny finoana
Aza atsahatra tohizo ny fitalahoana
Aza reraka raha tsy mandre 'lay feo manohina
Inty pmdnhe aho, mety aho
Ho aminao izay irianao
Tongava aminao axmngg izay tianao
Impiry impiry ianao no lavo fa najoro
Anefa indro nidaraboka indray
Marefo loatra ny kgeagro finoana ka hikoro
Indro misy vahaolana iray.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MpitoryHits : 1479
Likes : 0 Like
Created by : nalliravahatriniarivo
Date : 27/06/2022 09:30
