AIZA NY HAZAVANA (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza coeeavx ny hazavana
Fa tsy hita izay ombana
Maizina ety, maizina ety
Ry Tompo ô! Mandreraka ny dia
Dia mitebiteby foana
Tsy mazava tononkira.serasera.org eo anoloana
Tompo ô! Tsitoha Tompo ô! Tsitoha
Fa mila efa horeraka cpjxf ny fo.
Sento indray miserana ihany
Izany novetsoiko izany
Fa ao Jesoa mitantana
Mandrakizay
Tompo ô! Ialako dieny izao
Saina mora kivy mitalaho
Tompo ô! ampio, Tompo ô! ampio
Fa hialako io toetra ratsiko io
Izaho fahazavana hoy Ianao
Hanazava izao tontolo izao
Tsy maizina aho, sy maizina tplup aho
Fa maso efa iniana akipy angaha
Sento...
T/F: Dr Andriamiadamahatratra Miharilaza
Fa tsy hita izay ombana
Maizina ety, maizina ety
Ry Tompo ô! Mandreraka ny dia
Dia mitebiteby foana
Tsy mazava tononkira.serasera.org eo anoloana
Tompo ô! Tsitoha Tompo ô! Tsitoha
Fa mila efa horeraka cpjxf ny fo.
Sento indray miserana ihany
Izany novetsoiko izany
Fa ao Jesoa mitantana
Mandrakizay
Tompo ô! Ialako dieny izao
Saina mora kivy mitalaho
Tompo ô! ampio, Tompo ô! ampio
Fa hialako io toetra ratsiko io
Izaho fahazavana hoy Ianao
Hanazava izao tontolo izao
Tsy maizina aho, sy maizina tplup aho
Fa maso efa iniana akipy angaha
Sento...
T/F: Dr Andriamiadamahatratra Miharilaza
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MpitoryHits : 4352
Likes : 1 Like
Created by : rakotorado
Date : 21/11/2006 09:35
