Ampidiro aloha ny tenimiafina
AIZA NY HAZAVANA (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ny hazavana
Fa tsy hita izay ombana
Maizina ety, maizina ety
Ry tononkira.serasera.org Tompo ô! Mandreraka ny dia
Dia mitebiteby foana
Tsy mazava eo anoloana
Tompo ô! Tsitoha Tompo ô! Tsitoha
Fa mila efa horeraka ny fo.
Sento indray miserana ihany
Izany uxfxbig novetsoiko izany
Fa ao Jesoa fxja mitantana
Mandrakizay
Tompo ô! Ialako dieny izao
Saina mora kivy mitalaho
Tompo ô! ampio, Tompo ô! ampio
Fa hialako io toetra ratsiko io
Izaho fahazavana hoy Ianao
Hanazava izao tontolo izao
Tsy bybk maizina aho, sy maizina aho
Fa maso efa iniana akipy angaha
Sento...
T/F: Dr Andriamiadamahatratra Miharilaza
Fa tsy hita izay ombana
Maizina ety, maizina ety
Ry tononkira.serasera.org Tompo ô! Mandreraka ny dia
Dia mitebiteby foana
Tsy mazava eo anoloana
Tompo ô! Tsitoha Tompo ô! Tsitoha
Fa mila efa horeraka ny fo.
Sento indray miserana ihany
Izany uxfxbig novetsoiko izany
Fa ao Jesoa fxja mitantana
Mandrakizay
Tompo ô! Ialako dieny izao
Saina mora kivy mitalaho
Tompo ô! ampio, Tompo ô! ampio
Fa hialako io toetra ratsiko io
Izaho fahazavana hoy Ianao
Hanazava izao tontolo izao
Tsy bybk maizina aho, sy maizina aho
Fa maso efa iniana akipy angaha
Sento...
T/F: Dr Andriamiadamahatratra Miharilaza
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MpitoryVisites : 4287
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rakotorado
Date : 21/11/2006 09:35
