Ampidiro aloha ny tenimiafina
AIZA NY HAZAVANA (Ny Mpitory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ny hazavana
Fa tsy hita izay ombana
Maizina ety, maizina ety
Ry Tompo ô! Mandreraka ny dia
Dia mitebiteby foana
Tsy mazava eo rxxwowvh anoloana
Tompo ô! Tsitoha Tompo ô! Tsitoha
Fa mila efa horeraka ny fo.
Sento indray miserana ihany
Izany novetsoiko izany
Fa ao Jesoa mitantana
Mandrakizay
Tompo ô! jpeaxymb Ialako dieny izao
Saina mora kivy mitalaho
Tompo ô! ampio, Tompo ô! ampio
Fa hialako io toetra ratsiko io
Izaho fahazavana hoy Ianao
Hanazava izao tontolo izao
Tsy maizina tononkira.serasera.org aho, sy wlsp maizina aho
Fa maso efa iniana akipy angaha
Sento...
T/F: Dr Andriamiadamahatratra Miharilaza
Fa tsy hita izay ombana
Maizina ety, maizina ety
Ry Tompo ô! Mandreraka ny dia
Dia mitebiteby foana
Tsy mazava eo rxxwowvh anoloana
Tompo ô! Tsitoha Tompo ô! Tsitoha
Fa mila efa horeraka ny fo.
Sento indray miserana ihany
Izany novetsoiko izany
Fa ao Jesoa mitantana
Mandrakizay
Tompo ô! jpeaxymb Ialako dieny izao
Saina mora kivy mitalaho
Tompo ô! ampio, Tompo ô! ampio
Fa hialako io toetra ratsiko io
Izaho fahazavana hoy Ianao
Hanazava izao tontolo izao
Tsy maizina tononkira.serasera.org aho, sy wlsp maizina aho
Fa maso efa iniana akipy angaha
Sento...
T/F: Dr Andriamiadamahatratra Miharilaza
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MpitoryHits : 4250
Likes : 1 Like
Created by : rakotorado
Date : 21/11/2006 09:35
