Katsaho aloha (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Zao zavatra ary rehetr’izao
Dia nomeNy xfsya anao mba hanjakana :
Ao ny vorona manidina,
S’ireo tononkira.serasera.org biby maro karazana,
Ireo ala sy ranomasina,
Ny hazandrano azo isafidianana
An’i Jehovah ny tany, s’izay rehetra eo aminy
‘Reo rehetr’ireo dia homeny anao priwyupl
Fa katsaho aloha
Katsaho alo(ha) ny fanjakan’Andriamanitra
Sy ny fahamarinany
Katsaho alo(ha) ny fanjakany dia hanampy anao
Ny zava-drehetra
Katsaho aloha, aloha ntzlkp ny fanjakany
Sy ny fahamarinany
Katsaho aloha ny fanjakan’Andriamanitra
Dia hanampy anao ‘zao rehetr’izao.
ARNELL Hasina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY MPIANTAFIKA GospelHits : 3381
Likes : 0 Like
Created by : aah
Date : 17/11/2008 06:26