Katsaho aloha (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Zao zavatra ary rehetr’izao
Dia nomeNy anao mba hanjakana :
Ao ny vorona manidina,
S’ireo biby maro karazana,
Ireo ala sy tqdl ranomasina,
Ny hazandrano azo isafidianana
An’i Jehovah ny tany, s’izay rehetra eo aminy
‘Reo rehetr’ireo dia homeny anao
Fa katsaho aloha
Katsaho alo(ha) osqa tononkira.serasera.org ny fanjakan’Andriamanitra
Sy ny fahamarinany
Katsaho alo(ha) ny fanjakany dia hanampy anao
Ny zava-drehetra
Katsaho aloha, aloha ny fanjakany
Sy ny ebozyxob fahamarinany
Katsaho aloha ny fanjakan’Andriamanitra
Dia hanampy anao ‘zao rehetr’izao.
ARNELL Hasina
Dia nomeNy anao mba hanjakana :
Ao ny vorona manidina,
S’ireo biby maro karazana,
Ireo ala sy tqdl ranomasina,
Ny hazandrano azo isafidianana
An’i Jehovah ny tany, s’izay rehetra eo aminy
‘Reo rehetr’ireo dia homeny anao
Fa katsaho aloha
Katsaho alo(ha) osqa tononkira.serasera.org ny fanjakan’Andriamanitra
Sy ny fahamarinany
Katsaho alo(ha) ny fanjakany dia hanampy anao
Ny zava-drehetra
Katsaho aloha, aloha ny fanjakany
Sy ny ebozyxob fahamarinany
Katsaho aloha ny fanjakan’Andriamanitra
Dia hanampy anao ‘zao rehetr’izao.
ARNELL Hasina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY MPIANTAFIKA GospelHits : 3380
Likes : 0 Like
Created by : aah
Date : 17/11/2008 06:26
