Taraina (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao ry Jesosy Tompo
No anandratako ny fanahiako
Andriamanitra ‘zay itokiako
Ianao pzvok xukjabtp irery no hofidiko
Ô ry Jesô Tompo mba vonjeo! (Trio)
Tomoera eto anilako
Hanafaka lyxdgs ny ziogako
Fa mavesatra tononkira.serasera.org tsy zakako
Ka mila tsy ho tantiko
Jesô, Jesô, Jesô
Tsy zakako,
Jesô, Jesô, Jesô
Tsy tantiko.
Ziogako, mavesatra tsy zakako
Ziogako, mavesatra tsy tantiko (Bass)
ARNELL Hasina & Marijà
No anandratako ny fanahiako
Andriamanitra ‘zay itokiako
Ianao pzvok xukjabtp irery no hofidiko
Ô ry Jesô Tompo mba vonjeo! (Trio)
Tomoera eto anilako
Hanafaka lyxdgs ny ziogako
Fa mavesatra tononkira.serasera.org tsy zakako
Ka mila tsy ho tantiko
Jesô, Jesô, Jesô
Tsy zakako,
Jesô, Jesô, Jesô
Tsy tantiko.
Ziogako, mavesatra tsy zakako
Ziogako, mavesatra tsy tantiko (Bass)
ARNELL Hasina & Marijà
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY MPIANTAFIKA GospelVisites : 2132
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aah
Date : 17/11/2008 06:34
