Inty aho, iraho aho (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no hanambara ny hafatry ny RayInty aho, iraho aho
Hanambara famonjena vitan’ny Kristy
Inty aho, iraho aho
Ampionony, ampionony ny oloko hoy Jehovah
Mitoria teny soa amin’ny Jerosalema
Ka lazao aminy fa vita ny adiny
Sady voavela ny helony
‘Njany misy feo manakoako hoe:
Manamboara làlana ho an’ny Jehovah
Manaova lalambe any an-tany foana
Ho an’i, ho an’i, ho an’I Jehovah
ARNELL Hasina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY MPIANTAFIKA GospelVangy : 2214
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : aah
Daty : 17/11/2008 06:29