Katsaho aloha (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Zao zavatra ary rehetr’izaoDia nomeNy anao mba hanjakana :
Ao ny vorona manidina,
S’ireo biby maro karazana,
Ireo ala sy ranomasina,
Ny hazandrano azo isafidianana
An’i Jehovah ny tany, s’izay rehetra eo aminy
‘Reo rehetr’ireo dia homeny anao
Fa katsaho aloha
Katsaho alo(ha) ny fanjakan’Andriamanitra
Sy ny fahamarinany
Katsaho alo(ha) ny fanjakany dia hanampy anao
Ny zava-drehetra
Katsaho aloha, aloha ny fanjakany
Sy ny fahamarinany
Katsaho aloha ny fanjakan’Andriamanitra
Dia hanampy anao ‘zao rehetr’izao.
ARNELL Hasina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY MPIANTAFIKA GospelVisites : 3030
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aah
Date : 17/11/2008 06:26