Alina mangina (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina mangina, ny voary toa sondriana
Ao anatin’ny hazavana nentin’Anjely
Alina fifaliana ka velomy ny fihobiana
Fa teraka ezlyhdl ho antsika Jeso zazakely
Io no ilay Mpamonjy
Mpanjaka hitondra vonjy
Hanambara hitory vaovao mahafaly
Miramiran’endrika ity mpanota rendrika (2 tononkira.serasera.org X)
Fa nahazo anjara ao zjdodnp amin’ny fanjakan’ny lanitra wipdgpd (2 X)
Oh alina! (Bass)
Alina masina, alina sarobidy
Ho tsaroana mandrakizay, ho tsaroana sy ho tadidy
Nahaterahanao Mpamonjy, teraka tao an-tranon’omby
Alina mangina fa mitondra fifaliana.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY MPIANTAFIKA GospelVisites : 3031
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aah
Date : 13/01/2009 12:43