GOLGOTA, Toerana manan-tantara (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nampijalian’Izy, nanetry tena tsy niloa-bavaTahaka ny zanak’ondry entina hovonoina (novonoina)
Noesoin’Izy, nororana ary nolatsaina
Nefa tsy namaly fa niaritra izay mafy
Nahantona tamin’ny hazo fijaliana
Nofantsihina, nampijaliana
Noho ny otako sy ny hadisoako
Jesosy nanadio ity foko
Sôlô:
Toerana ‘zay manana tantara
Namonjena ny zanaka amam-para
Teo no tapaka ilay gadran’ota
Io no ilay atao hoe “Golgota”
Choeur:
(Golgota, Golgota)X8
ARNELL Hasina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY MPIANTAFIKA GospelVangy : 2435
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : aah
Daty : 13/01/2009 13:01