Mpiandry tsara (NY MPIANTAFIKA Gospel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no mpiandry qmqg ahy
Tsy mba misy atahorako
Mampandry ahy upnroh eo amin’ny ahi-maitso Izy
Jehovah io mitondra ahy eo amoron’ny rano
Mba hiala, hiala sasatra


Mamelombelona ny fanahiko,
Mitarik’ahy amin’ny lalan’ny fahamarinana
Tsy ho azontahotr’aho n’aiza utot n’aiza no haleha
Fa Jehovah no tononkira.serasera.org amiko
Amelaranao latabatr’aho eo imason’ny fahavaloko
Hitoetr’eo an-tranonao aho mandrakizay.

Arnell Hasina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY MPIANTAFIKA Gospel
Vangy : 2675
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : aah
Daty : 06/03/2009 11:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622