GOLGOTA, Toerana manan-tantara (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nampijalian’Izy, nanetry tena mqcihpd tsy tononkira.serasera.org niloa-bava
Tahaka ny zanak’ondry entina hovonoina (novonoina)
Noesoin’Izy, nororana ary nolatsaina
Nefa tsy namaly fa niaritra izay mafy
Nahantona tamin’ny hazo fijaliana
Nofantsihina, nampijaliana
Noho ny otako sy ny hadisoako
Jesosy nanadio ity foko
Sôlô:
Toerana ‘zay qkwwxs manana tantara
Namonjena ny zanaka glmyt amam-para
Teo no tapaka ilay gadran’ota
Io no ilay atao hoe “Golgota”
Choeur:
(Golgota, Golgota)X8
ARNELL Hasina
Tahaka ny zanak’ondry entina hovonoina (novonoina)
Noesoin’Izy, nororana ary nolatsaina
Nefa tsy namaly fa niaritra izay mafy
Nahantona tamin’ny hazo fijaliana
Nofantsihina, nampijaliana
Noho ny otako sy ny hadisoako
Jesosy nanadio ity foko
Sôlô:
Toerana ‘zay qkwwxs manana tantara
Namonjena ny zanaka glmyt amam-para
Teo no tapaka ilay gadran’ota
Io no ilay atao hoe “Golgota”
Choeur:
(Golgota, Golgota)X8
ARNELL Hasina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY MPIANTAFIKA GospelVangy : 2810
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : aah
Daty : 13/01/2009 13:01
