Katsaho aloha (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Zao zavatra ary rehetr’izao
Dia nomeNy anao mba hanjakana :
Ao ny vorona manidina,
S’ireo mdfmj biby maro karazana,
Ireo ala sy ranomasina,
Ny hazandrano azo isafidianana
An’i Jehovah ny tany, s’izay rehetra eo aminy
‘Reo ajpzkkw rehetr’ireo dia homeny anao
Fa katsaho aloha
Katsaho alo(ha) ny fanjakan’Andriamanitra
Sy ny fahamarinany
Katsaho alo(ha) ny fanjakany dia hanampy anao
Ny zava-drehetra
Katsaho aloha, aloha ny tononkira.serasera.org fanjakany
Sy ny fahamarinany
Katsaho adhzd aloha ny fanjakan’Andriamanitra
Dia hanampy anao ‘zao rehetr’izao.
ARNELL Hasina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY MPIANTAFIKA GospelVisites : 3423
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aah
Date : 17/11/2008 06:26