GOLGOTA, Toerana manan-tantara (NY MPIANTAFIKA Gospel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nampijalian’Izy, nanetry tena tsy niloa-bava
Tahaka ny zanak’ondry entina hovonoina (novonoina)
Noesoin’Izy, nororana ary nolatsaina
Nefa tsy namaly tononkira.serasera.org fa niaritra izay mafy

Nahantona tamin’ny eyyignzo hazo fijaliana
Nofantsihina, nampijaliana
Noho ny otako sy ny hadisoako
Jesosy nanadio ity foko

Sôlô:
Toerana ‘zay ojnkaxn manana tantara
Namonjena ny zanaka amam-para
Teo no tapaka ilay gadran’ota
Io no ilay atao hoe “Golgota”

Choeur:
(Golgota, ajgkwc Golgota)X8



ARNELL Hasina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NY MPIANTAFIKA Gospel
Visites : 2809
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aah
Date : 13/01/2009 13:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304