Alina mangina (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina mangina, ny voary toa sondriana
Ao anatin’ny hazavana nentin’Anjely
Alina fifaliana ka velomy ny fihobiana
Fa teraka ho antsika yuybcr Jeso zazakely
Io no ilay Mpamonjy
Mpanjaka hitondra vonjy
Hanambara hitory vaovao mahafaly
Miramiran’endrika ity mpanota rendrika (2 X)
Fa nahazo rgahuh anjara ao amin’ny fanjakan’ny lanitra ozkykr (2 X)
Oh alina! (Bass)
Alina masina, alina sarobidy
Ho tsaroana mandrakizay, ho tsaroana sy ho tadidy
Nahaterahanao Mpamonjy, teraka tao an-tranon’omby
Alina tononkira.serasera.org mangina fa mitondra fifaliana.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY MPIANTAFIKA GospelHits : 3034
Likes : 0 Like
Created by : aah
Date : 13/01/2009 12:43