Alina mangina (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina mangina, ny voary toa sondriana
Ao anatin’ny hazavana nentin’Anjely
Alina fifaliana ka velomy ny fihobiana
Fa yimj teraka ho antsika Jeso zazakely
Io no ilay Mpamonjy
Mpanjaka hitondra vonjy
Hanambara hitory vaovao mahafaly
Miramiran’endrika ity mpanota rendrika xrcl (2 X)
Fa nahazo anjara ao amin’ny fanjakan’ny lanitra (2 X)
Oh alina! (Bass)
Alina masina, alina orbas sarobidy
Ho tsaroana mandrakizay, ho tsaroana sy ho tadidy
Nahaterahanao Mpamonjy, teraka tao an-tranon’omby
Alina mangina fa mitondra fifaliana.
tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY MPIANTAFIKA GospelHits : 2989
Likes : 0 Like
Created by : aah
Date : 13/01/2009 12:43