Ampidiro aloha ny tenimiafina
Alina mangina (NY MPIANTAFIKA Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina mangina, rhkjfg ny voary toa sondriana
Ao anatin’ny hazavana nentin’Anjely
Alina fifaliana ka velomy ny fihobiana
Fa teraka ho antsika Jeso zazakely
Io no ilay Mpamonjy
Mpanjaka hitondra vonjy
Hanambara pcuyna hitory vaovao mahafaly
Miramiran’endrika ity mpanota rendrika (2 X)
Fa nahazo anjara ao amin’ny fanjakan’ny lanitra (2 X)
Oh alina! (Bass)
Alina masina, alina tononkira.serasera.org sarobidy
Ho tsaroana mandrakizay, ho tsaroana sy ho tadidy
Nahaterahanao Mpamonjy, teraka tao gftd an-tranon’omby
Alina mangina fa mitondra fifaliana.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY MPIANTAFIKA GospelVisites : 2990
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aah
Date : 13/01/2009 12:43