Tonga Izao (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao, o o o
Ilay andro iray, mdvxlvq izay maminay
Andro iray tsy manampaharoa
Hideranay ny tsitoha
Dera anie ho Anao ry Ray) izay nambomba sy nijery
Ka nitahy anay ho tratra izao
Ho Anao ny dera sy ny laza, saotra
Ary koa ny voninahitra ho Anao mandrakizay
Dera anie ho Anao ry Ray, isaoranay isaoranay izao
Ho Anao ny dera sy heabuyqn ny laza, saotra
Ary koa ny voninahitra ho idssistm Anao mandrakizay
Nateraka tononkira.serasera.org ny zanakao
Tao an-tranon’omby tao
Ho famonjena izao tontolo izao
Isaoranay Ianao ry Ray
Ireo vahoaka mahonena
No nanolorany tena
Ka nahazo fandresena
Isaoranay Ianao ry Ray
Dera anie ho Anao ry Ray …

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MenafifyHits : 1247
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 11/04/2017 10:08