Tany Hay (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy ny foko, Ry Jesoa oh Ny famonjena, zay vitanao
Toerana iray, toa tany hay
No nitondranao ahy tompo ô !
Raha ny maha olona ahy, dia tsy zakako
Nefa noho ny asanao dia tantiko
Tsapako fa ireo rahalahy,
Mangetaheta fahafahana
No nandaozako tsy satry ny ankohonako
Fa hoy ianao, ndeha torio ny teniko
Fa, toerana iray toa tany hay
No nitondranao ahy tompo o
Raha ny maha olona ahy, dia tsy zakako
Nefa noho ny asanao dia tantiko
Tsapako fa, ireo rahalahy,
Mangetaheta fahafahana
No nandaozako tsy satry ny ankohonako
Fa hoy ianao ndeha torio ny teniko
Ref : (x2)
Dia nafafiko, ny teninao soa
Ka fifaliana indray no nandimby ny sentonay
Raiso ho anao tokoa, ireo izay nandray am-po
Nanapa-kevitr, ho anao ka tsy mihemotra
Mandrakizay (x3)
Ho ao an-tranonao Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MenafifyVangy : 151
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JosoaAdr
Daty : 06/11/2025 17:56
